Dikan'ny teny : mivily

Hampiditra dikany vaovao
1 (vily) mt. s. (mivilia): Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka uoatery niuily lalana aho. ? Miolaka, miolika, misafelika: Miuily any andrefana ity lalana ity, ? Miala: Nivily tamin'ny tala-mahitsy izy. ? Mihazo: Niuily nanhamin'ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny. ? Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin'i Koto ny vato natorak'Ibalita ka saiky nahavoa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel