Dikan'ny teny : mivizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vizana) mt. s.: Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ue no niuizana taminy ka olon-kafa no hioty soa aminy nony lehibe izy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel