Dikan'ny teny : mivoady

Hampiditra dikany vaovao
1 (voady) mt. s. (mivoadia): Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara. ? Mianiana, ma-nome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel