Dikan'ny teny : mivoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (voaka) mt. s. (mivoàha): Miala ao an-trano: Tsy niuoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay. ? Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy. ? Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakauy. ? Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy niuoaka momba izany indrindra taona itsy. ? Miseho: Mivoaka daholo ny môniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa niuoaka tamin'ny gazety izany zavatra lazainao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel