Dikan'ny teny : mivoatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (voatra) mit. s. (miuoàra): Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en'efitranonao. ? Mandroso, mihatsara: Tokony hiuoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin'izao toetra anananareo izao. ? Miendrika: Mivoatr'adala Rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel