Dikan'ny teny : mivoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (voha) mt. s. (mivohà): Misokatra, tsy mikatona: Miuoha ny uaravarankety ka miditra ny riuotra madio. ? Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina. ? Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel