Dikan'ny teny : mivonkina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonkina) mt. s. (miuonkèna): Miforitra:Manjary tery ny farafara noho izy miuonkina rehefa matory. ? Mihorona manakely te-na: Mivonkina ny sokina tohinina. - Mivonkim-pandry: miforitra rehefa matory. / Mivonkin-kozatra: fikainkon' ny hozatra sasantsasany — toy ny kibondranjo, ohatra — izay maharary aoka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel