Dikan'ny teny : mivonona

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonona) mt. s. (mivonona): Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady, ? Mikasa: Nivonona hianatra izy raha uao nifoha. ? Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanĂ na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel