Dikan'ny teny : mivontirika

Hampiditra dikany vaovao
1 (uontirika) mt. s.: (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel