Dikan'ny teny : mivonto

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonto) mt. s. (miuontosa): Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny. ? Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Miuonto ny tenany. ? Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona. ΒΆ M.h.: Mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel