Dikan'ny teny : mivoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (voy) mt. p. (miuoiza): Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel