Dikan'ny teny : mivozavoza

Hampiditra dikany vaovao
1 (vozavoza) mt. s.: Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza). ΒΆ M. h.: Mitavozavoza, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mivaikavaika, mitsiva?kavaika, mitahontahona, midrahodraho, mikaviavia, mitonendrina, mitandrantandrana, mitsikondrikondry, miveravera, mitaveravera, mivenaka, mitanandranandrana, miampanampana, mitondrendrena, minahonahona, mitsiredareda, mivanenaka, mitoantoana, dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel