Dikan'ny teny : mizahozaho

Hampiditra dikany vaovao
1 (izaho) mt. s. (mizahozahoa): Manao ny tena ho zavatra; manambony te-na; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka. ? Mitompo teny fantatra. ? Mandidididy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel