Dikan'ny teny : mizaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaka) mt. p.: Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy. ? Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy. ? Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto? ? Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io. Ahitsio
2 (fit.-p.) mt. p.: Milaza, miteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel