Dikan'ny teny : mizana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitaovana enti-mandanfa zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vouona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan'ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan'ny lanja). - Mizana mahiratra: mizana marina, tsy mandainga. / Manao mizana tsindriana ila: tsy manao ny fahamarinana, miangatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel