Dikan'ny teny : mizanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (zanaka) mt. s.: Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin'ny olona nisambotra azy na any amin'ny banky nametrahana azy. ΒΆ M.h.: Mihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel