Dikan'ny teny : mizara

Hampiditra dikany vaovao
1 (zara) mt. p. na mt. s. (mizarà): Mitantana: Hizara vary ho an'ny tra-boina ny fanjakana. ? mt. s.: Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra. ? mt. s.: Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo. ? mt. p.: Mandidy: Iza no nizara roa an'ity voankazo ity? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel