Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : mizatra
(zatra) mt. p. (mizarà ): Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha