Dikan'ny teny : mizezika
(zezika) mt. s. (mizezèha): Miavosa, miavovona: flmf Mizezika eo amin'ny varavarana ny fasika. ? legu Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany atvbub ny mpianatra ta handre ilay uaouao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha