Dikan'ny teny : mizihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (zihitra) mt. s. (mizihira): Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony. ? Tezitra: Nizihitra tamiko izy. ? Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana.Mizihizihy (zihizihy) p.t.: Fe-no midibadiba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel