Dikan'ny teny : mizionjiona

Hampiditra dikany vaovao
1 (ziona sy zionjiona) mt. s.: Mivily, tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana, mivembena: Mizionjiona ohatra ny mamo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel