Dikan'ny teny : mizotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (zotra) mt. s. (mizdra): Mandeha: Mizotra tsara ny soaualinao izany! ? h.o.: Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako! ? Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianauaratra ity renirano ity. ? Mahazo, mihazo: Nizotra tamin'ny arabe fa tsy tamin'ny lalan-kely akory iz, - F.-p.:yMizo-dalana: Mizotra mahitsy manaraka ny lalana. ΒΆ M.h.: Mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel