Dikan'ny teny : moa

Hampiditra dikany vaovao
1 Kianteny enti-manontany, ka toy izao no fampiasa azy: atao manomboka fehezanteny izy: Moa handeha ihany iĆ¢nao rahampitso? azo ampiarahina amin'ny "va" koa anefa izy, ka amin' izay, na manarakaraka azy avy hatrany ny se na fonosina ao anatiny sy ny "va" ny teny fototry ny fanontaniana: Moa ve handeha ihany ianao rahampitso? na Moa handeha ihany ve ianao rahampitso? ? Kianteny kely entina manisika hevitra toy ny hoe "raha ohatra ka": Handeha aho moa, ny zanako ity marary; hijanona a-ho, ny raharaha ar? miandry, na manamafy hevitra fotsiny: Ianao moa ity marary ka tsy hita izay hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel