Dikan'ny teny : moana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. na p. t.: Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka ueriny tamin'izay ny fitenenana. * h. i.: Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel