Dikan'ny teny : mofo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zava-pihinana atao amin'ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin'ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny. (Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, moto baolina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel