Dikan'ny teny : mokonazy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voan'ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin'ny fotoana fahavokarany (avrily-mey). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel