Dikan'ny teny : molaly

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin'ny valindrihana sy ny rindrin'ny trano anaovana a-fo izay avy amin'ny setroka mitangorona eny mandavantaona. - t.i.f.: Molalena. - F.-p.: Maintimolaly: tranainy. / Mangidy molaly: be sira, mangidy sira. / Manintsa-molaly: enti-milaza ny fitadiavan-javatra eran'ny trano. l Raiki-molaly: tonga misy molaly. / Trosa main timolaly: trosa nalain'ny iray amin'ny mpivady talohan'ny fanambadiana ka tsy ananan' ny ankilany andraikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel