Dikan'ny teny : molotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona. (ohab.) ? h.i.: Sisina: molobilany. - t.i.f.: Mimolotra, fimolotra. - F.-p.: Mampitovy molotra: mampandroso ny molotra roa toy ny olona midongy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel