Dikan'ny teny : momba

Hampiditra dikany vaovao
1 (omba) mt. s. (mombĂ ): Manaraka, mihazo: Nomba ir? lohasaha ambany atsimo ir? izy. ? Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Int? ny lambamena homba ny maty. / Nisy lehilahy telo nomba azy. 1 Miandany, manampy: Moa momba ny tarik'i Rainisongomby ue ianao? ? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona. Ahitsio
2 ppk.: Ny amin'ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay. Ahitsio
3 p.t.: Tsy miteraka: Taloha nalain'ny fanjakana ny fananan'ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel