Dikan'ny teny : mompera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. mon père) a.: Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin'ny Eglizy katolika, raha miteny aminy na miteny azy: Eny, Mompera. /Tonga teto Mompera anikeheo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel