Dikan'ny teny : monaina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy. ? h.i.: Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin'ilay asa nampanaouin-dRangahy in y. - t.i.f.: Monainana 1 imonainana, fimonainana 1 mahamonaina 1 hamonainana 1 monamonaina 1 mahamonamonaina / hamonaimonainana. ΒΆ M.h.: Leony, boboka, tofoka, tohina, tola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel