Dikan'ny teny : mondra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahauokatra. - t.i.f.: f.: Mondraina / manamondra, fanamondra / anamondrana, fanamondrana / mahamondra / mondramondra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel