Dikan'ny teny : mondro

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza zavatra efa ela niasana ka tsy lava na lehibe intsony, fa fohy na bory kely sisa: Angady mondro. * t.i.f.: Mondroina. - F-p.: Mondron'antsy: antsy efa ela niasana. / Mondron-kery: ny sisa tafajanona amin'ny hery. / Lany mondron-kery: lany hatramin'ny hery kely sisa nananana. * Ohab.: Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy: enti-milaza zavatra roa mitovy vidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel