Dikan'ny teny : mondry

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy misy rantsana intsony fa levon'ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no arnpandraisinao zauatra ka hahay? - t.i.f.: Mondrina / manamondry, fanamondry, mpanamondry / anamondriana, fanamondriana / mahamondry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel