Dikan'ny teny : monga

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tapa-tandroka, maty zoro, mondro. * t.i.f.: Mongaina / manamonga, fanamonga, mpanamonga / anamongana, fanamongana / mahamonga. Ahitsio
2 (Btl) a.: Enti-milaza irony tandrok'omby sampona ka zara raha misy ny ilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel