Dikan'ny teny : mongena

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy miteny firy, vitsy teny. * F.-p.: Monge-mahalatsaka: olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra ery. ΒΆ. M. h.: Jomoka, mijomoka, jadina, mijadina, jinina, mijinijiny, jahidy, mijahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel