Dikan'ny teny : mongo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana. * t.i.f.: f.: Amongo, mongoina, voamongo / manamongo, fanamongo, mpanamongo / anamongoana, fanamongoana / mahamongo / mongomongo / hamongo, fahamongo / hamongoana / fahamongoana. * F.-p.: Mongo loha: mana-na volo mihoronkorona sy mitokotoko madinika. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo. Ahitsio
3 a. (t.tr.): Nongona, montotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel