Dikan'ny teny : monja

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan'olona: Mpianatra telo rnonja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga"). / Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel