Dikan'ny teny : monjitra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Monjotra a.: Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy. * t.i.f.: Amonjotra / mimonjotra, fimonjotra, mpifnonjotra / imonjorana, fimonjorana / mahamonjotra / monjomonjotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel