Dikan'ny teny : montana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Entina hiantsoana, raha miteny, olona ratsy fanahy, tsy manjary. Ilay montana: ilay ratsy fanahy, ilay tsy vanona. ΒΆ M.h.: Ilay montana, ilay fady, ilay tonaka, ilay trotraka, ilay mangesa, ilay fadifoara, ilay aza mahita, ilay tohara, ilay toharazailoza, ilay boboha tangena, ilay mihoza, ilay mihozamihoza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel