Dikan'ny teny : montotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mandondona, avo kely noho ny manodidina. ? hi.: Miseho tezitra amin'ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany. - t.i.f.: Amontotra, montorina / mimontotra, fimontotra, mpimontotra / imontorana, fimontorana / mahamontotra / montomontotra / hamontorana, hamontotra / fahamontotra, fahamontorana / an-kamontotra. - F.-p.: Manetry montotra: mampietry izay avo mandondona. ? h. i. : manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy. ΒΆ M. h.: Mandondona, mandomba, mandroso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel