Dikan'ny teny : montsina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Montsona a.: Va-va feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin'ny hoditra. ? h.o.: Fijomoka. - t.i.f.: Montsonina / mimontsona, fimontsona, mpimontsona / imontsonana, fimontsonana / mamontsina / mamontsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel