Dikan'ny teny : mony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fibontsimbontsinana kely miseho eny amin'ny tarehy, indrindra amin'ny tarehin'ny zatovo mitombo (mony fitomboana).
Correction from Giovanni Razanadrahona: a.: Fibontsimbontsinana kely miseho eny amin'ny vatana sy tarehy, indrindra amin'ny tarehin'ny zatovo mitombo (mony fitomboana).

Fitadiavana teny


Cancel