Dikan'ny teny : moraina

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Morainy p. t.: Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny: Tsy misy olona morainy tahaka azy. ? Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery i-z y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel