Dikan'ny teny : moramora

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy. ? p. mit.: Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana. ? Malefaka, malemy: Mitenena moramora. ? Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel