Dikan'ny teny : mosara

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. mouchoir) a.: Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. * F.-p.: Kopa-mosara: fanofahofana ny mosara ho fanaovam-beloma. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel