Dikan'ny teny : mosarena

Hampiditra dikany vaovao
1 (mosary) p. t.: Tratra, voan'ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel