Dikan'ny teny : mosary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan'olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mauouaua zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin'ny andron' Andriamasinaualona. * t.i.f.: Mosarena. - F.-p.: Mangaro-mosary: kilalaon'ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan'olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon'ankizy izany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel