Dikan'ny teny : mosavinkena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Organa toy ny fonon'ireo fantsona madinika maro ikorianan'ny ra fotsy eran'ny tena ka mihazona ireo bibikelin'aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan'ireny fantsona ireny, indrindra eo amin'ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel