Dikan'ny teny : mosavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin'ny ratsy ao aminy; vorika. * t.i.f.: Amosavina, voamosavy / mamosavy, famosavy, mpamosavy / amosaviana, famosaviana / mosavisavy. ΒΆ M.h.: Vodka, voankanina, tolak'olona, fanafody, ody, f am orehana, tsongodia, raodia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel